Poulet au poivrons

760

LAOKA : FEN'AKOHO SY POIVRON

Zavatra ilaina

Fen'akoho
Sakaibe na "Poivron" mena sy mavo
Tongolo
Menaka
sira

Fikarakarana azy:

Nandrahoina manokana ny fen'akoho ary asiana sira dia natokana rehefa masaka,
Nendandasina kely manokana ndray ny tongolo ary narotsaka tao ny sakaibe voatetika dia nasiana sira.
Nandrasana sahabo 10 minitra dia narotsaka ilay fen'akoho masaka,
Najanona kely am-patana 5 minitra dia vita.

Mazotoa daholo indray aza ô!

Nahandronìi TiAna

 

Catégorie: