Poulet a la crême aux cheveux d'anges.

Portrait de Angie
1099

LAOKA NA TSAKITSAKY : POULET A LA CREME AUX CHEVEUX D’ANGES

ZAVATRA ILAINA
Akoho izay sahaza
crème fraiche
4 epices
menaka fanendasana
Haingony:
pâtes blanche
solila (feuille de menthe)

FIKARAKARANA AZY

Nolomana crême fraîche sy 4epices sinoa ny akoho voatetika
Endasina amin’ny menaka mandifotra azy ary atsika tsara
Andrahoina amin’ny rano mangotraka misy sira kosa ny paty ka tsihifina rehefa masaka
Nendasina ny solila  dia arotsaka ny paty avela hifandray tsara
aroso miaraka amin’ny hena

Mazotoa o 

Nahandro'i Laurakely gasy - 01.01.18

Ingrédients: 
Catégorie: