Raffaello au coco

438

RAFFAELLO vita an-trano.
 

Zavatra ilaina:

lait concentré 1/2 boaty,

poudre coco 150g sy 50g,

vanille liquide 3 goutte,

bille chocolat 12

Fikarakarana

Afangaro ny coco 150g sy ny lait concentré ary ny parfum vanille, rehefa izay dia mahazo paty azo volavolaina,

Zaraina 12, somary fisahana dia ametrahana bille chocolat 1 dia volavolaina ho lasa boribory tsara (tokony ho tsy miraikitra amin'ny tanana),

Akodidia anatin'ilay coco rapé 50g avy eo.

Azo tonga dia hanina fa tsara kokoa raha ampidirina refrigerateur mandritra ny 1h dia vitaaaa

Mirary soa daholo e!

nahandron'i Aina Rakotoarisoa