Roti de porc

Portrait de Angie
520

ROTI de PORC - Kenakisoa roti 

Zavatra ilaina :

bolongana henakisoa

saosy soja

tantely

menaka

sakamalaho vovony

Fikarakarana azy :

nilomako tantely, saosy soja, menaka, vovona sakamalao fotsiny ny bolongana henakisoa

Fandrahoana azy:

Mety daholo na lafaoro 150℃ na andrahoana amin'ny afo malefaka mamdrapa lasa azy mendimendy tsara.

Tapahana araka zay tiana no rarahana ny saosiny

Mazotoa o 

Nahandron'i Tiana Parlato 

Catégorie: