Roti de porc

817

LAOKA : ROTI DE PORC 
ZAVATRA ILAINA :
Hena kisoa (longe, na rouelle na kotoleta,...)
tongolo gasy voatoto
sira,
saosy soja
rano

FIKARAKARANA AZY :
- Lomana mandritry ny 2ora farafahakeliny amin'ny tongolo gasy voatoto, sira, saosy soja ny nofon-kisoa
- Endandasina hivolombolamena amin'ny afo malefaka avy eo.
- Tapohana rano dia avela hiketrika mba halemy ny hena, tsapaina ka raha mbola mafy dia tapohana rano ihany ary avela ho ritra.
- Avela hangatsiaka dia tetehana sy aroso

Mazotoa o !

nahandron'i Syndie Ho
 

Catégorie: