Sakay fanedy

755

SAKAY FANENDY-  

Zavatra ilaina : 

sakay fanendy 2 tanana
voatabia 2
tongolo mena 1
sira, dipoavatra kely, menaka

Fikarakarana azy:

- Silahana sy esorina ny voan-tsakay, tetehana ny voatabia sy tongolo
- afanaina ny menaka dia alefa ao ny fangaro, endandasina ary andrasana ho masaka dia vonona azo hohanina.

Afaka atao anaty "bocal" rehefa mangatsiaka dia ampiana vovon-tsakay, menaka, vinaingitra fa tsy dia mateza ela.

Nahandron'i Vero Randriam

 

Catégorie: