Salade de charcuterie aux oeufs durs

509

 SALADE DE CHARCUTERIE AUX OEUFS DURS 

ZAVATRA ILAINA: 

charcuterie 
Saucisse fumée 
Salade verte 
Poivron 
Fromage 
Voasarimakirana,
menaka,
sira,
dipoavatra 
Tongolo 
Atody

FIKARAKARANA: 

Sasana ny fangaro rehetra, tetehana ny poivron sy tongolo dia arotsaka ao ny saosy (voasarimakirana, menaka, sira ary dipoavatra) 
Avela hilona mandritra ny 30mn,
Asiana sauce toy izay koa ny charcuterie. (Tsy atambatra fa hatao mitokana avy)
Tetehana en dé ny fromage,
Andrahoina ny atody ka rehefa masaka dia zaraina arak'izay hitiavana azy, vita izay rehetra izay dia hatao ny dressage.

Mazotoa homana daholo ary o

Nahandron'i Raharinindrina Tiana 

Catégorie: