By Andry Rakotomavo
Salade de pomme de terre et haricot vert.
Soumis par andry le dim, 12/06/2015 - 09:07
418
Salade de pomme de terre et haricot vert
Tsotra sady nety amin'ny toetr'andro rehetra. Mora atao ary mety ho an'ireo manao regime ihany koa.
Zavatra ilaina:
- ovy 750g
- haricot vert 300g
- atody 3
- tongolobe mena 1
- sira,
- dipoavatra
- ranomboasary makirana na "vinaigre de cidre"
- menaka oliva
Fikarakarana azy:
- Andrahoina atao masak'evoka ny ovy dy haricot vert. Ny ahy sarahako izy roa satria tsy miara masaka.
- Andrahoina amankorany ny atody
- Tetehana fisaka ny tongolobe dia alona sira sy ranomboasary makirana sy menaka oliva ary asiana dipoavatra.
- Rehefa mangatsiaka ny legioma dia afangaro miaraka aminy ilay atody.
NB: azo asiana : thon na sardine, na fromazy , "noix", voaloboka maina sns
Mazotoa daholo.
Nahandron'i Voahangy Treves
- Connectez-vous ou inscrivez-vous pour publier un commentaire