Salade de vermicelle

Portrait de Angie
589

SALADE DE VERMICELLE na salady paty

 

Zavatra ilaina:
 

ny fatrany izay ampy anareo:
Vermicelles (pâte blanche), concombre, voatabia, thon, tongolo maintso sy kotomila, "sauce vinaigrette" ( vinaingitra na voasary makirana+ saosy soja + menaka+ sira)

 

Fikarakarana:
 

- mampangotraka rano dia arotsaka ao ny "vermicelles" rehefa mangotraka ny rano. Rehefa hita fa masaka tsy miboledaka dia esorina ary ampangatsiahina, avy eo tetehina atao fohifohy.

- Tehehina en dé ny concombre sy ny voatabia

- Raha toa ka tsy manana "thon en boite" dia thon tsotra no andrahoina, rehefa masaka dia esorina ny taolany ary tetehina madinika na potipotehina.

- Atao anaty saladier ireo rehetra ireo ary rarahana "sauce vinaigrette", afangaro tsara. Asina tongolo maintso sy kotomila voatetika avy eo

 

Mazotoa o

Nahandron'i Ratianarivo Aina Rafalimanana

 

Catégorie: