Soufflé au riz

611

Soufflé au riz (dessert) 

ZAVATRA ILAINA:

ronono
vary,
siramamy,
vanille

FIKARAKARANA :

Andrahoina amin'ny ronono ny vary, asiana siramamy, vanille;
Hafanaina ny lafaoro 180°
Rehefa masaka ny vary dia avela hangatsiaka; avy eo kapohana ny tamenaka atody ,afangaro amin'ny vary efa mangatsiaka;
kapohana ny tapotsin'atody (atao en neige) dia afangaro amin'ny fangaro teo aloha;
Hosorana dibera ny lasitra alefa ny fangaro
Atao anaty lafaoro efa nafanaina 180° mandritra ny 15minitra
 

Mazotoa o 
Nahandron'i Dina Ramangatsihoarana

 

Catégorie: