Voanemba sy hen'omby

547

Laoka malagasy tena tsara be 

VOANEMBA SY HEN'OMBY

ZAVATRA ILAINA :

voanemba,
hen'omby matavy,
voatabia,
tongolo,
sira ,
menaka,
jumbo (raha tia)

FIKARAKARANA:
natao ny saosy voatabia sy tongolo dia avy eo narotsaka ny hen'omby matavy sy ny sira, dia narotsaka amin'izay ny voanemba dia nasiana rano betsabetsaka dia nandrasana ho masaka dia izay. 
Mora malemy ilay izy ary nampiako jumbo kely. vitaaa

mazotoa daholo indray o

Nahandron'i Rindrra Nhyjo K. Well

 

Catégorie: