Voanjobory sy trondro

716

Laoka: Voanjobory lena sy trondro

Zavatra ilaina 
Trondro,
voanjobory,
tongolo be
voatabia raha tiana,
tongolo lay,
curry,
sira,
menaka 

Fikarakarana azy

Andrahoana mialoha ny voanjobory 
Endasina ny trondro, tsy dia atao may loatra 
Manao saosy tongolo sy voatabia, tapohina rano dia avela ho masaka 
Atambatra ireo nahandro telo ireo avy eo 
Asina sira rehefa akaiky ho masaka !
Mazotoa manandrana ary !

Nahandron'i Lova Ramanantoanina

 

Catégorie: