VOMANGA SY TANTELY

612

ODY AM-BAVA FO : VOMANGA SY TANTELY 

Zavatra ilaina :

vomanga (izy ampy)
siramamy
menaka kely

Fikarakarana : 

- Afanaina ny menaka hafanaina dia arotsaka vomanga sy siramamy, avela ho mendy kely dia arotsaka amin'izay ny rano mahamasaka ny vomanga.
- avela ho ritra tsara amin'izay dia manome an'io. Tsara hohanina amin'ny dite tsy misy siramamy satria tena mamy ny vomanga eto.

Mazotoa o 

Nahandron'i Cotton Wood

 

Catégorie: