Zava-pisotro misy alikaola

236

Boissons alcooliques : 

 

Rhum arrangée au letchis

Zavatra ilaina:

1l toaka fotsy (dzama no tsara);sirop siramamy mena 1/4l ary 1/4 kg letchis.

Fikarakarana azy:

afangaro ny rhum sy ny sirop de sucre de canne;esorina ny voan'i letchis ary arotsaka ao amin'ilay rhum sy sirop nafangaro ; saromana tsara de avela hilona 1mois .Atao anaty tavoahangy vera no anaovana azy.

 

- PUNCH AU COCO OU A LA FRAISE:

afangaro daholo ny rhum, lait de coco, sucre, lait concentré kelikely ary sirop de fraise.

 

- PUNCH AU LITCHI OU A L'ANANAS  :

tetehana madinika ny mananasy na ny litchi miala voany dia afangaro amin'ny rhum izay tiana asiana siramamy na tantely. tsara atao ny maraina dia mipetraka aloha vao sotroina.

 

- BAILEYS:  

afangaro ny kafe mahery 1 kopy (ranony an) +1l toaka izay tiana+ boaty iray ronono mandry mamy + 1càs vovoka cacao, afaka asiana 2càs chantilly hanome tsiro (crème fraiche na crème liquide kapohana tsara hiakatra)

 

NB :  RHUM ARRANGE:
io recette voalaza etsy ambony io fa ny voankazo no miova. Dia miampy vanille daholo.

ohatra eo amin'ny sary : orange, fitsa, voamadilo, prunes, raisins, tamarin, fraises, letchis, ananas, carambole, pok pok, pibasy, bananes, citron, ..
Marihina fa raha pruneaux sec dia eau de vie no tsara. Izaho tsy manao dosage exact fa ny lelako no mitsapa azy. Andramana isaky ny iray volana.
Esory ny tamarin rehefa tonga amin'ny tsirony tiana.
Ireo no fototra fa avy eo ny tsirairay no manamboatra ny siramamy ampiasaina.
ohatra raha tiana omena loko sy tsiro hafa dia atao siramamy " cassonade" dia asiana tantely. Raha tiana hadio be dia sirop de sucre de canne

Karazana rhum: rhum blanc no tsara: Djama cuvée blanche, casanove, old Nick, rhum charette

 

rhum izay tiana+ ranomboasary makirana + hodimboasary makirana kely fotsiny+ sakamalaho+ tantely+ vovoka kanela kely+ vanille,  dia aza adino ny glaçons 

 

à consommer avec modération an.bonne dégustation e! 

de Celeste Refanarisoa , Onitriniaina Rova Andriantsoa et Vola Ray Kerdi 

Catégorie: