Submitted by andry on Sun, 02/08/2015 - 23:32
Vitaminina tsy misy tomika ( izany hoe tsara tsy misy ho kianina) no tena fahalalantsika ny atody.
Azo anaovana fanafody koa anefa izy ary tena mahomby.
1- Fanafody kaikitram- biby toy ny alika trambo sns....
Fomba fanaovana azy :
vakiana ny atody alaina ny tamenany ary iny tamenany iny no aositra manodidina ny vonto na fery voakaikitra.
2- Fanafody folakan-jaza kely menavava latsakiny 1 taona.
Fanaovana azy :