Brochette de dinde na vorontsiloza
Zavatra ilaina :
nofon-tratram-borontsiloza, sira, menaka, dipoavatra, paprika, voasary makirana, tongolo gasy, persil
Fikarakarana azy:
- Sasana ny nofon-tratram-borontsiloza dia tetehina lavalava .
- Lomana sira, menaka oliva, dipoavatra, paprika tsotra, ranomboasary makirana, tongolo gasy voatoto, persil voatetika madinika mandritra ny 10 minitra farafaha keliny.
- Ary atono