By Andry Rakotomavo
Omelette aux sardines
Soumis par andry le sam, 02/21/2015 - 04:00
121
LAOKA : ATODY SY SARDINE
Zavatra ilaina:
Sardine 1 boaty,
atody 2,
sira,
menaka
tongolo 1
Fikarakarana azy:
- sokafana ny boaty sardine dia ariana ny menaka tao anatiny (tsy dia mahasalamana) dia potipotehina ny sardine ,
- kapohana ny atody arotsaka ao anatin ilay atody ny sardine ary asiana sira kely
- hafanaina ny lapoaly rehefa mafana tsara dia asiana menaka oliva kely
- ary arotsaka ny tongolo voatetika majinika, atao afo malefaka, rehefa miova loko dia arotsaka ny fangaro atody sy sardine dia rehefa maina tsara fao avadika.
- azo aroso miaraka amin ny vary maina dia nampiarahana amin ny lasary voatabia kely , na koa vary sosoa
Mazotoa homana ary
Nahandron'i chef Tia
Catégorie:
Matériels:
- Connectez-vous ou inscrivez-vous pour publier un commentaire