By Andry Rakotomavo
Omelettes aux champignons
Soumis par andry le ven, 02/06/2015 - 22:58
20
ATODY SY OLATRA - OMELETTES AUX CHAMPIGNONS
Zavatra ilaina
- Atody 4,
- menaka oliva
- tongolo be
- tongolo gasy
- olatra - "champignons"
Fikarakarana azy :
- Tetehina dia endasina ny tongolo be sy tongolo gasy,
- sasana tsara dia avy eo arotsaka ny olatra ho mendy mendy
- aza hadino ny manisy sira raha ( tiana dia azo asiana épice) atokana ireo rehefa masaka,
- kapohana ary endasina ny atody efatra asiana sira sy dipoavatra koa raha tiana,
- rehefa manomboka ho masamasaka ny atody dia arotsaka eo ampovoany ny olatra dia aforitra hikombona ilay atody, avadiho raha ilàna izany.
vita dia mazotoa o
Nahandron'i Tess Rajaona
- Connectez-vous ou inscrivez-vous pour publier un commentaire