By Andry Rakotomavo
Saosisy sy anamadinika
Soumis par andry le lun, 04/20/2015 - 18:04
250
Saosisy sy anamadinika
zavatra ilaina:
saucisse, anamadinika, sira, menaka , tongolo gasy
Fikarakarana azy
Andrahoy mitokana ny anamandinika ka rehefa mangotraka dia esory aloha ilay ranony voalohany, ataovy toy izay faharoa,
andrahoy mitokana ny saosisy, izany hoe rehefa avy mangotraka kely mitokana ny saucisse
rehefa mendy mendy ny saosisy dia manendy tongolo gasy ary alaivo amin'izay le anana afangarohy amin'ilay saosisy
asiana rano kely manamasaka azy dia atao ritra tsara tanteraka ,
NB: azo asiana voatabia raha tia ary azo soloina henakisoa koa
mazotoa o
de Liva Rabarisoa
Ingrédients:
Catégorie:
Matériels:
- Connectez-vous ou inscrivez-vous pour publier un commentaire