By Andry Rakotomavo
Hena baolina
Soumis par andry le jeu, 02/05/2015 - 20:25
5
HENA BAOLINA - boulette de viande - polpettine
ZAVATRA ILAINA :
toton-kena ,
atody,
pain de mie
ronono kely
fromazy voakiky,
sira ,
dipoavatra (raha tiana)
FIKARAKARANA AZY :
- esorina ny sisin'ny pain de mie ilay somary henjana dia alona ao anat' ilay ronono ny atiny avy eo dia fihazana tsara
- maka bol dia atao ao daholo ireo zavatra ilaina ireo dia afangaro tsara (ny ahy ataoko amin'ny tanana)
- rehefa vita dia atao boribory dia endasina amin'ny menaka tsy atao afo mamay be loatra ,
- rehefa masaka dia aza adino ny mametraka azy ambony taratasy mifoka menaka raha tsy misy ilay "essuie tout"
Mazotoa ary o
Nahandro sy sarin'i Andry Mamina
Catégorie:
Matériels:
- Connectez-vous ou inscrivez-vous pour publier un commentaire