Akoho sauce

142

ny zavatra ilaina :

akoho , menaka, tomate, oignon, tongolo Gasy , carry, poivre , sira, tomate sauce , siramamy .

fikarakarana azy :

tetehana ny akoho , tomate, oignon , totona ny tongolo Gasy.

Afanaina ny menaka rehefa mafana dia arotsaka ny tongolo Gasy sy ny oignon, avela hanome loko marron.

Arotsaka ny tomate sy ny tomate sauce afangaro tsara.

Arotsaka ny sira sy ny siramamy ary ny poivre sy carry atao mendy tsara

Arotsaka amin'izay ny akoho asina rano Kely dia avela ho ketsaketsa ,

avy eo atao anaty la four 10mn dia vita , ho an'izay tsy misy la four moa dia azo atao ridritra zay vao esorina , marihako fa ny sira izay hitiavanao azy fa ny siramamy 3 tsongo ihany .

Dia mahazotoa homana ary o!!!!

de Andrianantenaina Ericah

 

Catégorie: 
Matériels: