Artichaut

320

 Zaraina ampifaliana ity tena tsara be  

Artichaut
Tsakitsaky hatao anaty mofo, na atao bruschette (azo mixer-na na koa atao eo ambononiny mofo voatono).

Zavatra ilaina:

Artichaut na carotte na choufleur + huile d'olive + tongologasy + origan, vinaigre 3 sotto lehibe sy rano mangotraka 1litatra sy sasany , sira, voasary makirana hanasana azy .

Fikarakarana azy;

Voasana dia avy eo lomana rano sy voasary makirana
Arotsaka anaty rano 1litatra sy sasany mangotraka misy vinaigre 3 sotro lehibe mandritra ny 5 '
Tsifina tsara no sady manomana ny tongologasy sy origan
Zaraina 4 @ halavany avela hangatsiaka tsara ambony lamba madio
vao afangaro sira kely, origan sy ny tongolo gasy, sakay koa raha tia masika
Atao anaty bocal dia atao rakotra huile d'olive.

Mazotoa o 

de Tiana Parlato 

 

Catégorie: 
Matériels: