Bounty maison

57

Bounty vita an-trano

zavatra ilaina:

_100g de chocolat

_100g de poudre de coco

_100g de lait concentré

Fikarakarana azy

1) hafangaro ny poudre coco sy ny lait concentré avy eo atao anaty congelateur mandritry ny 30min

2) alaina tsikelikely ary atao @ forme rectangulaire

3) hatsonika anaty bain marie ny chocolat

4) alaina ilay bounty efa natao forme rectangulaire ary harotsaka anaty chocolat ary atao ambony papier sulfurisé

5) averina anaty congelateur 30min dia vita!!!

 

recette de Telina Mickaëlà Andriarihajasoa

Catégorie: 
Matériels: