Gaugres na gaufre
recette 1 de Dina Ramangatsihoarana:
zavatra ilaina
ronono 50cl , lafarina 300g, atody 2, siramamy 60g , dibera100g nasonika, lalovay 1 sachet " levure boulangère", sira 1 tsongo.
Fikarakarana azy:
Afangaro ny farine sy siramamy ary ny sira, avy eo ny atody sy ny dibera efa natsonika, afangaro tsara,
lomana kely ao anaty ronono matimaty ny levure dia arotsaka ao amin'ny fangaro teo aloha;