Cake au citron 2

373

CAKE AU CITRON" 

ZAVATRA ILAINA : (pot yaourt no atao famarana)
lafarina 3pots yaourts nosafoina
Atody 4
siramamy 1sy 1/2 pot
dibera 100g (atsonika)
lalovay simika 2sotrokely
voasarimakirana 1 ( hodiny voakiky sy ranony)

FIKARAKARANA AZY:

- Afangaro ny atody sy ny siramamy. Kapohana tsara.
- Arotsaka ny dibera efa natsoika sy ny ranom-boasarimakirana ary ny hodiny efa voakiky. Afangaro tsara.
- Farany ny lafaria sy lalovay simika. 
- Afangaro dia vita. 
Ampidirina lafaoro efa nafanaina mialoha 160°C 45minitra eo.

Mazotoa o 

natolotr'i Voja Randribary

 

Catégorie: 
Matériels: