Cheesecake

298

CHEESECAKE no aroso atsika fa tena tsara sady mora.  
Sady mirary tontolo andro mahafinatra.

Zavatra ilaina:

200g Biscuit, 120g de beurre, 1boite de lait, 250g cream fromage, 2citron.

Fotoana: 40mn.

Fikarakarana azy:
1-Totoina (mixer-na) ny biscuit dia arotsaka ny beurre efa natsonika, asiana dibera ny lasitra dia arotsaka anaty lasitra atao amin'zay bika hitiavana azy. 
Ampidirina amin'ny four 180' eo amin'ny 15mn.
2-Mixer-na ny crème fromage, ny ranomboasary makirana ary ny ronono mandry dia arotsaka amin'nymoule misy biscuit efa nangatsiaka dia ampidirina ao anaty frigidaire mba hampamafimafy azy.
(ny ahy eto fraise no deco dia nasiko creme chantilly kely rehefa hihinana azy).

Ankafizo.

de Ialiharimanana Enfanteme Sylvie

 

Catégorie: 
Matériels: