Confiture de corossol

42

CONFITURE DE COROSSOL

Zavatra ilaina

Corossol 1kg,
siramamy 1/2kg,
rano 1/2l,
voasary makirana1

Fikarakarana azy 

Voasana ny corossol dia esorina ny voaniny

Ampangotrahana ny rano sy ny siramamy sy ny ranom-boasary makirana ary ny hoditra voasary makirana nokikisana,asiana vanille na canelle raha tiana

Arotsaka ny corossol dia aroroina matetika mandritra ny 30 minitra

Fanamarihana:

Rehefa mangotraka iny izy misy raotrany dia esorina tsikelikely

Nahandron'i Radio Tana (fb)

 

Catégorie: 
Matériels: