Cookies 1

52

cookies

recette 1 de  Nalitiana Tafangy:

 zavatra ilaina : 
6 paquets mini choco robert, (nataoko tanaty sachet dia nokapohiko t@ sotro hiparitaka ho lasa pepites), 2oeufs, 150g sucre en poudre, 250g farine tamisé, 100g beurre ramolli, 1cc levure, 1pincé de sel, 1sachet sucre vanillé. 
Fikarakarana azy: 

akambana ny farine tamisé, sel, levure ary ny sucre vanillé. Ilay beurre ramolli atao lasa crème, kapokapohina @ fouet, dia arotsaka ny atody iray dia kapohina hitambatra tsara, arotsaka ny farine dia kapohina hikambana tsara, dia nampiana ilay oeuf iray, dia lasa mikambana ôtrany boule ireny ihany, araraka ny pépites dia akambana @ pate.

Vita zay dia maka pate @ sotro ataovy kelikely dia apetraka ambony plaque na four. Raha misy papier sulfurisé dia asiana ao ambaniny, za tsy nanana dia nataoko beurre sy farine. Atao anaty four préchauffé à 180°c pdt 10min, avela mangatsiaka ao dia esorina @ zay dia hohanina. 

 

recette 2 de Hasinirina Fidera Ranirison‎

Zavatra ilaina

85g de beurre,1 ouef,85g de sucre,vanille,150g de farine,100g de chocolat noir(mini choco 2 nena),1cac de sel.

Fikarakarana :

atsonika ny beurre dia avy eo afangaro anaty saladier miaraka amin'ny siramamy sy ny atody,  atambatra tsara ireo.

arotsaka tsikelikely ny farine sy sira, levure 1cac ny chocolat efa voatetika majinika.

atao forme cookies amin'zay

ampidirina lafaoro efa nafanaina mialoha 180' pour  20mn eo 

dia mazotoa o 

 

 

Catégorie: 
Matériels: