Croquette de pomme de terre

349

Croquette de pomme de terre - "crocche di patate" : specialité italien. 

Zavatra ilaina: 
puree de patate, ronono, sira, dipoavatra, tamenak'atody, dibera, menaka
Mozarella no atao farce ( azo asiana salami raha tiana)

Fikarakarana azy:

- atsonika ny dibera
- atambatra daholo ny puree de patate, ronono, sira, dipoavatra, tamenak'atody ary ny dibera mitsonika 
- Volavolaina atao boribory lavalava, vao lavahana hametrahana ilay mozarella voatetika lavalava,. 
- Hidina tsara vao lalorana biscotte voatoto na chapelure mialoha ny hanendasana azy, 

NB: Azo soloina rano ilay ronono, na atao antsasany rano antsasany ronono, fa ny ahy teto ronono daholo.
Azo congeler - na tsara ny crocche dia manendy fotsiny sisa @ afo antoniny fa tsy mahery mba tsy ho may kanefa mitsonika ny mozzarella ao anatiny.

mahavita be ary ooo
de Tiana Parlato

Catégorie: 
Matériels: