By Andry Rakotomavo
Frite vomanga
Soumis par andry le sam, 02/14/2015 - 08:12
64
VOMANGA FRITY
Ny vomanga endasina: tena mora atao tokoa sady mora vidy ihany koa,
ZAVATRA ILAINA:
vomanga,
menaka
FIKARAKARANA:
Voasana ny vomanga dia tetehana lavalava atao ohatran'ny manao ovy endasina ihany na koa izay bika tiana atao
Sasana tsara dia fafana mba ho maina tsara
Hafanaina ny menaka , saba no tsara hanaovana azy
Ary endasina ny vomanga, avy eo atao ambony taratasy na "essuie tout" mba hitsika tsara ny menaka.
Aroso mafana
Mazotoa o
Nahadron'i Vola Claudia
Catégorie:
Matériels:
- Connectez-vous ou inscrivez-vous pour publier un commentaire