Gratin de légumes

Portrait de Angie
353

Gratin de légumes

zavatra ilaina: 

Izay misy ao antrano ao mety daholo.

karoty, oignon, poireau, fenouil, ovy, dibera, lafarina, ronono, chapelure, fromage rapé 

Fikarakarana azy

Diovina ary sasana ary tapatapahana dia endasina kely amin'ny dibera vetivety. 
Afaka manao béchamel raha tiana fa eto dia nasiako lafarina 2-3 sotro ,afangaro tsara ary tondrahana ronono (na rano koa aza mety).
Afaka asianao hanitra izay tianao koa.
Alefa ao anaty plat mandeha laforo,
Rarahana chapelure sy fromage rapé
Ampidirina laforo 25-30mn 180°, raha tsy mbola mahazo loko ampiakaro ny hafanana .

mazaotoa daholo !

de Dolly Andrianarimanga

Catégorie: 
Matériels: