Harcha mofo

282

 HARCHA : galette marocaine - karazana mofo 
zavatra ilaina: 
350 gr de semoule fine. - 100 gr de beurre fondu - 150 ml de lait , 2 cas de sucre ,1/2 cac de sel , 1 sachet de levure chimique 

Fikarakarana azy ;
Afagarona ny semoule , sucre , sel , levure . Araraka ny beurre afagarona tsara aminy tanana dia arotsaka ny ronono afangaro tsara ary avela hipetraka kely ( minitra vitsy fotsiny), hafanaina ny lapoaly tsy asiana menaka ( Anti-adhésive raha manana ) velarina ny pâte ary maka vera na emporte pièce dia atao boribory , endasina amin'ny afo malefaka 4mn isaky ny ilany . Aroso miaraka miel na beurre na confiture na nature fotsiny . 
Mazotoa homana

de Rina Tsotso

Catégorie: 
Matériels: