Masikita hafakely

246

Aperitif- amuses bouche:  brochette de charcuterie

Zavatra ilaina :  

Pate feuilleté efa vita 1, olive, fromage, voatabia, atody, charcuterie izay tiana , piquet  na cure-dent

Fikararakarana azy:

- hafanaina ny four

- velarina ny pate ary maka sarona tavohangy ny ahy eto fa azo ampiasaina izay fakana forme hananana

- apetraka amin'ny plaque efa misy papier couisson ny ambany

- apetraka eo ny pate fuilleté voatetika araka ny forme nampiasaina

- lalorina atody voakapoka dia ampidirina anaty la four 

- 10 min à 200° fa mila jerena sao may araky ny four io mety 8 min dia ampy

- mandritra izay dia mikararaka izay ho atao aminy ka tetehina majinika avokoa ; jambon, fromage, saucisson, salami, olive, voatabia

- rehefa masaka ny pate dia atao amin'izay ny masikita kely 

- araka izay tiana ny filaharany ka izay omby ny piquet no atao 

raha te hanamboatra ilay pate feuillté dia ity :

zavatra ilaina: 

250g farine, 125g beurre feuilletage, 2 pincées sel, 10cl d'eau ou 10cs

fikarakrana azy:

tamiser la farine, en fontaine, sel, eau, afangaro tsara ary manome boule somary maimaina, avela anaty bol mandritra ny  15 mn ; vita ny temps de pause, farinéna ny plan de travail, TSY KOSEHANA ATAO MANIFY FA JUSTE OATRANY HOE VELARINA FOTSINY, apetraka eo ny beurre, akatona 2 ilay pate dia avadika izay vao kosehina (MARIHIKO IHANY FA TSY KOSEHINA HO FISAKA FA MANJARY MIVOAKA FOTSINY ilay BEURRE), rehefa mikosoka azy dia atao zay hahazahoana rectangle ilay pate, hidina 2 indray ilay pate dia fonosina sachet dia avela ao 15 à 30mn, dia mitovy tsy misy hafa @ ilay fikosehana ilay pate tamin'ny voalohany ihany, isaky ny avy mikosoka dia hidina dia kosehina dia hidina dia kosehina dia hidina, minimum ianao in4 manidy dia maximum in6

vita zay dia ataonao @ izay zay forme tinao atao, na forme bouchée à la reine reny na petit paté sns

four à 200° hatrany

Catégorie: 
Matériels: