Ramanonaka

285

Mofo ramanonaka

Zavatra ilaina:

koba vary 1kapoaka sy tapany, rano mafana tsara 1/2 l, siramamy 1sotro, sira, karibonetra 1sotrokely, menaka hanendasana

Fikarakarana:

afangaro anaty bol ny koba, karibonetra, siramamy, sira, rano, ary avela hilona 30mn ,tsy atao marihitra be nefa tsy matsora be ihany koa,

afanaina ny lasitra, somary atao mahery afo, hosorana menaka dia alefa ny paty, (norarahako fromage rapé sy tongolo maitso ny ahy ny sasany),

rehefa maimaina dia hosorana menaka kely hatrany ny lasitra, tsy avadika a.

mazotoa o 

recette de Aina Rakotoarisoa

 

Catégorie: 
Matériels: