Rambon'omby sy voanjo

47

 

RAMBONOMBY SY VOANJO KATRA

(queue de zébu aux arachides)

 

ZAVATRA ILAINA:

voanjo miaraka amin'ny hodiny

hena

tongolo be

voatabia

tongolo gasy

sira

sakamalaho

 

FIKARAKARANA:

Alona 3h mialoha ny voanjo

Ampangotrahana amin'ny rano kely aloha ny hena,

rehefa ritra diia asiana tongolo be sy voatabia ary tongolo gasy,

rehefa mendy ny saosy dia arotsaka ny VOANJO AMANKODINY

Asiana rano betsaka , tanehina eo amin'ny 4h any ho any vao masaka, asiana sakamalaho tetehina lehibe.

atao tena malemy, atao ritra otran'ny eo amin'ny sary io.

Mba andramo kely fa tena tsara io, hoanina amin'ny vary no tsara, ampiarahina amin'ny lasary kely.

Dia mazotoa daholo ary!

 

Nahandron'i Nathie Andriamonta Nalina

Catégorie: 
Matériels: