Salady angivy

Portrait de Angie
195

SALADY : SALADY ANGIVY 

Zavatra ilaina : 

angivy
tongolo
tongolo gasy
sira, carry
voasary makirana
menaka

Fikarakarana :

- Ampangotrahana amin'ny rano misy sira ny angivy, tsihifina tsara
- Endasina amin'ny menaka ny tongolo, arotsaka ny angivy ary rehefa mendimendy dia arotsaka ny ranom-boasary makirana sy carry , dia avela hangatsiaka.... Toy izao vokatra . Mazotoa homana tompoko.

Mazotoa o

Nahandron'i Nini Sandrine

 

 

Catégorie: 
Matériels: