Saosisy sy anamadinika

250

Saosisy sy anamadinika

zavatra ilaina: 
saucisse, anamadinika, sira, menaka , tongolo gasy 

Fikarakarana azy 

Andrahoy mitokana ny anamandinika ka rehefa mangotraka dia esory aloha ilay ranony voalohany, ataovy toy izay faharoa,
andrahoy mitokana ny saosisy, izany hoe rehefa avy mangotraka kely mitokana ny saucisse

rehefa mendy mendy ny saosisy dia manendy tongolo gasy ary alaivo amin'izay le anana afangarohy amin'ilay saosisy
asiana rano kely manamasaka azy dia atao ritra tsara tanteraka ,

NB: azo asiana voatabia raha tia ary azo soloina henakisoa koa 
mazotoa o 

de Liva Rabarisoa

Catégorie: 
Matériels: