Misao 1

185

MISAO

ZAVATRA ILAINA:

totokena,
karoty, harikovera,
pates,
saosy soja,
tongolo,
atody, 
champignon noir, 
kotomila
menaka , 
sira.

FIKARAKARANA AZY:

Endasina ny totokena,ary manaraka azy dia endasina koa ny legioma ka ny mafy no atao aloha:  karoty, harikovera, asiana tongolo avy eo araraka ny saosy soja,

Andrahoina amin'ny rano mangotraka nasiana sira ny pâte rehefa masaka dia tsihifina . 

kapohana ny atody ary atao omelette dia tetehina majinika

sasana ary tetehana madinika ny kotomila

alona rano mangotraka ny olatra mainty ary dia tetehina madinika koa.

Andrahoina amin'ny akorany ny atody mba ho atao haingony 

Afangaro daholo ny rehetra dia miam be

mazotoa o

Nahandron'i  Nalitiana Tafangy

Catégorie: 
Matériels: