By Andry Rakotomavo
Mofo ronono 1
Soumis par andry le dim, 04/26/2015 - 01:30
259
GATEAU AU LAIT (mofo ronono)
zavatra ilaina (tsy misy lalovay)
siramamy 200g, atody 4, lafarina 250g , menaka ,ronono 1l
Fikarakarana azy
- Kapohana tsara ny siramamy sy ny atody
- rehefa levona tanteraka ny siramamy dia arotsaka ny ronono manta.
- Arotsaka ny farine dia afangaro tsara.
- osorana menaka ny lasitra na vilia jobo mahazaka mamay ary arotsaka ny pâte.
- Atao bain-marie 1h30 eo.
- Avela hangatsiaka vao esorina anaty lasitra.
- Ampidirina frigo
mazotoa o
de Onitriniaina Rova Andriantsoa miaraka amin'ny sarin'i Saholy Tiaray Razafiniaina iray koa
Catégorie:
Matériels:
- Connectez-vous ou inscrivez-vous pour publier un commentaire