Akoho sy legioma

266

Akoho sy legioma 

zavatra ilaina :

ovy, karaoty, courgette, haricots verts, poireau , sira, sakamalaho, kotomila, poivre

akoho

Fikarakarana azy :

Andrahoina en vapeur ny legioma rehetra rehefa voasasa sy voatetika lehibebe : ovy, karaoty, courgette, haricots verts, poireau, 

Endasina ny akoho na andrahoina kely araka izay tiana asiana sira sy sakamalaho

Rehefa masaka en vapeur ny legioma dia endasina tamin'illay apoaly avy nanendasana henan'akoho asina kotomila, sira, poivre.

dia aroso avy hatrany rehefa vita , tsotra sady mora nefa tsara, 

Mazotoa o 

de Bakotiana Anjarasoa

Catégorie: 
Matériels: