Akoho sy legioma
zavatra ilaina :
ovy, karaoty, courgette, haricots verts, poireau , sira, sakamalaho, kotomila, poivre
akoho
Fikarakarana azy :
Andrahoina en vapeur ny legioma rehetra rehefa voasasa sy voatetika lehibebe : ovy, karaoty, courgette, haricots verts, poireau,
Endasina ny akoho na andrahoina kely araka izay tiana asiana sira sy sakamalaho
Rehefa masaka en vapeur ny legioma dia endasina tamin'illay apoaly avy nanendasana henan'akoho asina kotomila, sira, poivre.