Choux farcis

311

choux farci

Zavatra ilaina:

 potikena 500g ,laiso 1 entier, tongolo gasy,sakamalao, cube jumbo, voatabia, tongolo be, 

Fikarakarana azy:

Maka bol dia afangaro ny potikena , ongolo gasy,sakamalao, ary cube jumbo;
Ampangotrana ny ravin'ny laisoa fa tsy atao malemy be dia esorina ny rano 
Rehefa voafangaro tsara ireo rehetra ireo dia alaina tsirairay ny ravina laisoa dia maka kely tamin'ilay fangaro teo aloha ka ahodikodina toy ny forme rouleau!
Manao saosy voatabia sy tongolo rehefa vita dia narotsaka ilay choux farci alahatra tsara ao anaty vilany dia ampina rano kelikely.

NB: fihazina tsara mba hifintina ilay izy en rouleau mba tsy hiboraka rehefa mahandro azy ary tsindrina vilia eo amboniny mba tsy hampiakarin'ny rano rehefa mahandro azy.
Mazotoa fa matsiro io an. 

de Mirianash'an Murielle 

Catégorie: 
Matériels: