Lasary legioma

331

Lasary legioma

Zavatra ilaina:

laisoa mena sy fotsy 
karoty
tongolo gasy 
menaka oliva
voasary makirana
sira
siramamy 
dipoavatra

Fikarakarana azy 
Tetehana lavalava majinika daholo ny laisoa mena sy fotsy , rapé-na ny karoty,
manao saosy: ranom-boasary makirana sy menaka oliva asiana sira sy siramamy kely hanome tsiro azy, asiana tongolo gasy voakiky majinika raha tiana, ary dipoavatra,
afangaro daholo dia aroso 
tena tsara sady mikarepoka , nohohanina tamin'ny hena atono sy sambos ...

Mazotoa o

Catégorie: