Madeleine 2

56

Recette 1 de Fenitra Jeandot 

Zavatra ilaina

100g de sucre,

3 oeufs,

100g de farine,

100g de beurre fondu,

1 pincée de sel,

parfum vanille ou citron,

2 g de levure chimique

Fikarakarana azy

Afangaro ny atody sy ny siramamy dia kapohana , araraka ny farine avy eo dia ny beurre, arotsaka koa ny sira sy ny levure, ary dia ny parfum no farany ,

Asiana beurre kely sy farina kely ny moule ( beurrez les moules)

Hafanainay 180° ny four dia andrahoina ao mandritry ny 20 à 25 mn eo.

 

 

Recette 2 de Hay Fy Madeleine à l'anis

zavatra ilaina 

atody 4, farine 500g, sucre 200g, menaka1/4l, ronono 1/4l, levure chimique 1/2 sachet, anis poudre 1càc.

Fikarakarana azy

Kapoana ny atody avy eo arotsaka ny sucre sy ny anis dia kapohana indray,

alefa ao ny menaka dia kapoana, arotsaka indray ny ronono dia kapoana,

alefa koa ny farine tamisée sy ny levure dia kapoana

Asiana menaka ny moule à madeleine dia ampidirina four efa nafanaina mialoha à 180°, 20 min eo mila jerena rehefa doré dia vita.

Catégorie: 
Matériels: