Quiche vegetarienne

22

QUICHE VEGETARIENNE

Quiche tsotsotra ity fa tsara be an
zavatra ilaina :

sakaibe 3 (poivrons)
tongolo 2
voatabia
tongolo gasy
sira
dipoavatra
atody 3
ronono 1/4 l
lafarina 100g

Fikarakarana
Kapohina ny atody ary afangaro ao ny ronono, arotsaka tsikelikely ny lafarina. 
Alaivo ny lapoaly ary asio menaka, endaso ao ireo sakaibe sy ny tongolo be sy lay voatetika majinika, dia asio sisa sy dipoavatra 
Rehefa vita izany dia ataovy anaty lasitra ilay lafarina efa voafangaro ireo dia arotsahy ao koa ilay poivrons efa avy nendandasina. 
Ataovy anaty lafaoro 180° ireo mandritra ny 25 na 30 minutes eo.

Mazotoa homana

Nahandron'i Ny Riana

 

Matériels: