Tartare de poisson

140

Ho an'izay tia trondro manta dia azo atao ity recette tsotra fa tsara ity 

Zavatra ilaina :
- NofoTrondro frais Tsara ( izay tiana) 
- Voasary makirana
- Manga masamasaka
- Sira
- Poivre
- Persily
- Huile kely
- Radis

Fanaovana azy:

- Tetehina ilay nofo trondro ( atao tartare)
Tetehina Torak zany ihany koa ny manga
Avy eo afangaro, asiana ireo ingrédients ireo araka izay tiana fa ilay voasary makirana no manamasaka azy
Ataovy forme araka izay tiana rehefa atao @ vilia dia nanome toa izao sary eto ambany izao
Afaka atao araka izay hitiavana azy
Sady mahasalama tsara

Bonne appétit

de Anita Ratsimba Durand

 

Catégorie: 
Matériels: