Astuces

NY SOSETY NA NY CHRISTOPHINE

TOROHEVITRA TSOTSOTRA NEFA MAHASOA
Sakafo tsy dia tena be mpanao loatra nefa tena tsara ho an'ny fahasalamana sy ho an'ny olona matavy na ngeza. Ary mahasolo fanafody lafo vidy no aingam-piasa.
- Manala ny inpureté rehetra aminy vatana
- Manala cholestérol
- Manala Goutte ilay lohalika , (aretina azo avy @ fihinana hena omby betsaka ( viande rouge) sy ny voatabia masaka ary ny toaka ...
- Manala tavy
- Mampadio rà
Fandrahoana azy:
Andrahoina bolongany toy ny vomanga dia ho anina amin'izao na ampiana citron kely sy piovre.

Pages