MOFOMAMY : GATEAU CREPE AU CHANTILLY
ZAVATRA ILAINA
Ny Crepe
mahavita 20 crêpes:
ronono 1l 1/2,
lafarina 1/2kg,
siramamy 2 sotro ,
atody 4 .
FIKARAKARANA AZY:
ny crepe:
Afangaro daholo ireo zavatra ilaina : ronono, lafarina, siramamy ary atody dia afangaro tsara ka rehefa mahazo pâte tsy marihatra be moa tsy mandranoka be koa dia vita .
Avela hilona 1ora vao endasina amin'ny lapoaly nolalorana menaka,
Chantilly: