DONUTS
Zavatra ilaina:
farine 250g, levure boulangere 2 sotrokely, siramamy 2sotro, beurre 60g, atody 1, sira 1tsongo, rano kely
Fikarakarana:
afangaro daholo: farine, siramamy, levure. kapohina ny atody 1+sira; Afangaro tsara avy eo, tetehina en de ny beure dia volavolaina miaraka amin'ilay pate, raha hita fa mbola maina dia ampiana rano kely na ronono. Avela hilona 30mn, kosehina avy eo, omena endrika toy io amin'ny sary, avela hilona 30mn, rehefa izay dia endasina