By Andry Rakotomavo
Carpe sy voanjobory
Soumis par andry le ven, 02/06/2015 - 15:45
13
Carpe sy voanjobory
Zavatra ilaina:
Voanjobory, carpe, votabia , tongolo, menaka , sira
Fikarakarana azy :
Andrahoina mialoha 20mn eo ho eo ny voanjobory
Andrahoina avy eo ny carpe sy ny lasaosy izany hoe voatabia sy tongolobe ary rano sy menaka atao menaka misimisy mba tsy ho maina loatra ary avela hiketrika mandra paha ritrany !
rehefa ritra voalohany dia tapohana rano indray; ka rehefa ritra @ rano farany dia masaka.
Mety na voanjobory lena na maina fa ny lena no tsara kokoa satria maivana
Mazotoa o
Nahandronìi Emma Rasoarimalala
Ingrédients:
Catégorie:
Matériels:
- Connectez-vous ou inscrivez-vous pour publier un commentaire